Imagination
Paris, France miniature, Disney
Tamin'ny fakan-drivotra sy fialantsasatra dia noezahina tsy ho faty ireo tsiaro ka dia napetraka ho sary.
Maro ireo tsangam-bato manan-tantara fijerin'ny olona sy efamahazatra no niverenana ka nakana sary tamin'ity indray mitoraka ity.
Somary sahirana ihany nanavao ny fakantsarimihetsika vaovao (camescope HDD) sy nivingitra ireo fakantsary.
Tsy adino ihany koa anefa ny nankafy ireo kilalao tao France miniature sy Disneyland Park ary Walt Disney Studio.
Amin'ny manaraka entina tsara daholo ny vatoaratra (battery) sy ny fakantsary mba tsy isian'ny toy ny tany Versailles sy ny sisa ireny ;-)
Des geants en France
France miniature se trouve à Elincourt dans l'île de France. Elle regroupe les monuments et les coins célèbres de chaque région.
Assez sympa!
Paris, Paris, Pariiiiiissss!!!
Le monde de Narnia
Cool
Si vous souhaitez nous écrire : mahery@jcitana.com

