Fanambadian'i Mahery sy Rita
Sary tamin'ny 09 desambra 2006
Natao tamin'ny 09 desambra 2006 lasa teo ny fitsofan-drano ny fanambadianay. Tao amin'ny Chapelle College Saint Michel Amparibe ny fanamasinana sy fitsofan-drano ary teny amin'ny Vahy Iny teny Ambolokandrina ny fiaraha-mifaly.
Nafanain'ny tarika Ramilison Besigara ny "cocktail de bienvenue" ary nentanin'ny tarika Willy & Nanja ny fiaraha-misakafo.































