Free Web Site - Free Web Space and Site Hosting - Web Hosting - Internet Store and Ecommerce Solution Provider - High Speed Internet
Search the Web

Tonga Soa (Bienvenue, Welcome)

Edito Mariage 1 Mariage 2 Iaviantsoa Raïna Fianakaviana sy namana tany Frantsa Imagination

Salama

Faly mifankahita aminareo eto indray izahay. 

Maro ireo zavatra nahasoa sy nahafinaritra nandritry ny fialan-tsasatra na dia teo aza ny fiovam-pandaharana talohan'izany fihatoana kely izany.

Ho antsika fianakaviana sy namana akaiky dia isaorana noho ny fandraisana sy fikarakarana nahafatra-po. Andriamanitra ao amin'ny Avo anie hamaly soa avo zato-arivo heny anareo.

Misy ireo sary vitsivitsy notsongaina napetraka ato amin'ny takelaka. Ampahany ihany ireo ary noezahina mba ny tsirairay no napoitra ao.

Mandra-pihaona indray ary aloha 

Takelaka hitanao ato

Misy sary maromaro ho hitanao ato amin'ny takelaka. Misy ny sary momba ny fanambadiana, ny vodiondry, ny fialantsasatra, ...

Pour nos amis  qui ne lisent pas le malgache, nous vous sohaitons la bienvenue sur notre site. Vous pourriez cliquer les liens sur le menu ci-dessus pour regarder les photos de fiançailles, de mariage, de vacances, etc.

Karibo dia Mazotoa!