Tonga Soa (Bienvenue, Welcome)
Salama
Faly mifankahita aminareo eto indray izahay.
Maro ireo zavatra nahasoa sy nahafinaritra nandritry ny fialan-tsasatra na dia teo aza ny fiovam-pandaharana talohan'izany fihatoana kely izany.
Ho antsika fianakaviana sy namana akaiky dia isaorana noho ny fandraisana sy fikarakarana nahafatra-po. Andriamanitra ao amin'ny Avo anie hamaly soa avo zato-arivo heny anareo.
Misy ireo sary vitsivitsy notsongaina napetraka ato amin'ny takelaka. Ampahany ihany ireo ary noezahina mba ny tsirairay no napoitra ao.
Mandra-pihaona indray ary aloha
Takelaka hitanao ato
Misy sary maromaro ho hitanao ato amin'ny takelaka. Misy ny sary momba ny fanambadiana, ny vodiondry, ny fialantsasatra, ...
Pour nos amis qui ne lisent pas le malgache, nous vous sohaitons la bienvenue sur notre site. Vous pourriez cliquer les liens sur le menu ci-dessus pour regarder les photos de fiançailles, de mariage, de vacances, etc.
Karibo dia Mazotoa!

